Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza manahy fa lazao Azy (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba nantsoiko , tsy whym namaly. Nalahelo ianao omaly.
Aza kivy, matokia.fa Jehovah anie tia.
Ianao tsy irery, ’zay no toky efa nomeny.
Te hitaraina,tsy mahatraka?
Eo mba zarao izay tsy zaka.
Tantarao Azy ‘zay manjo
Sy manavesatra ny fo;
‘zay rehetra mampanahy, ambarao Azy.(ooo)
Aza neygfuwx manahy(ie eee) ,fa lazao azy .
Mitrakà kely sisa. Akaiky ao ‘lay Paradisa.
Tsisy intsony ny tomany, ho mpinamana eran-tany.
Miareta aloha, f’efa miandry ao uelym ‘lay valisoa.
Ka raha te hitaraina, tsy mahatraka.
Eo mba zarao izay tsy zaka;
Tantarao Azy ‘zay manjo
Sy manavesatra ny fo.
‘zay rehetra mampanahy, ambarao Azy.(ooo)
Aza manahy(ie eee) fa lazao azy .
(ohoou ohoou) (l)mba lazao azy.
(ohoou ohoou) (l)mba lazao azy.
(v)mba lazao azy.(l)ooo
Te hitaraina, tsy mahatraka?
Eo mba zarao(l)mba zarao) izay tsy zaka.
Tantarao Azy ‘zay manjo(l)‘zay manjo)
Sy manavesatra ny fo.
‘Zay rehetra mampanahy,
Ambarao Azy.(ooo)
Aza manahy(ie eee) fa tononkira.serasera.org lazao Azy .(ooo)
Aza manahy(ie eee)…
… Fa lazao Azy.
JWBroadcasting April 2020

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 1316
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 21/04/2020 21:20