Anokano Fotoana i Jehovah (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny atao be loatra,

Toa tsy mba tononkira.serasera.org ccesbv afa-manoatra.

Manenjika ora eny foana, ny dvyosnud hery efa kely.

Ny ara-panahy anefa tsy azo avela, ka...

(FIVERENANA)

Jehovah aza atakalo,

Anokano fotoana.

Aza avela hisy andro ’ray hoe mandalo,

Jehovah ataovy eo foana.

2.Raha ny fitia

Tsy mandeha ila izany,

Fa mifampizara n’mangidy sy mamy.

Izay no ilaina mba tsy ho lefy

Ny okrq hiafarany.

(FIVERENANA)

Jehovah aza atakalo,

Anokano fotoana.

Aza avela hisy andro ’ray hoe mandalo,

Jehovah ataovy eo foana.

(TETEZANA)

Saintsaino

’Zay efa nanampiany anao.

Saintsaino

Ilay tontolo vaovao.

Mba saintsaino, asio fotoana!

Jehovah

Ataovy

Eo foana.

(FIVERENANA)

Jehovah aza atakalo,

Anokano fotoana.

Aza avela hisy andro ’ray hoe mandalo,

Jehovah ataovy eo foana.

Eo foana.Eo foana.Eo foana.Eo foana.
Eo foana.Eo foana.Eo foana.Eo foana.

(Martsa 2022)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307