TORIO (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! zcagtcb Mifohaza ny mbola matory
Fa fotoana izao
Ndeha mitsangàna ovui mitoria ny teny
Ny Tompo hanazava anao
Ambarao ombieny fa Jesoa
Tsy manavaka
Ilazao ny rehetra f'Izy
No fitiavana
Aza eqrt miandry ampitso lava izao
Fa tsy fantatrao
ny hahavelomanao
Koa Ilaina ianao
ho fahazavana mamiratra
Mba ho taratry ny olona
fa mitoryy ianao
Koa tandremo ianao
TSY HO MENATRA
Koa tandremo ianao
TSY HO tononkira.serasera.org MENATRA
Fa ianao
NO TARAFINA
Fa ianao
NO TARAFINA
Fa fotoana izao
Ndeha mitsangàna ovui mitoria ny teny
Ny Tompo hanazava anao
Ambarao ombieny fa Jesoa
Tsy manavaka
Ilazao ny rehetra f'Izy
No fitiavana
Aza eqrt miandry ampitso lava izao
Fa tsy fantatrao
ny hahavelomanao
Koa Ilaina ianao
ho fahazavana mamiratra
Mba ho taratry ny olona
fa mitoryy ianao
Koa tandremo ianao
TSY HO MENATRA
Koa tandremo ianao
TSY HO tononkira.serasera.org MENATRA
Fa ianao
NO TARAFINA
Fa ianao
NO TARAFINA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaHits : 1505
Likes : 0 Like
Created by : faliherijaona17
Date : 08/08/2017 22:32
