TORIO (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! Mifohaza ny mbola matory
Fa fotoana izao
Ndeha mitsangàna mitoria ny teny
Ny Tompo hanazava anao
Ambarao ombieny fa Jesoa
Tsy manavaka
Ilazao gfemlkj ny rehetra f'Izy
No yifyugv fitiavana
Aza miandry ampitso lava izao
Fa tsy fantatrao
ny hahavelomanao
Koa tononkira.serasera.org Ilaina ianao
ho fahazavana mamiratra
Mba arkvs ho taratry ny olona
fa mitoryy ianao
Koa tandremo ianao
TSY HO MENATRA
Koa tandremo ianao
TSY HO MENATRA
Fa ianao
NO TARAFINA
Fa ianao
NO TARAFINA
Fa fotoana izao
Ndeha mitsangàna mitoria ny teny
Ny Tompo hanazava anao
Ambarao ombieny fa Jesoa
Tsy manavaka
Ilazao gfemlkj ny rehetra f'Izy
No yifyugv fitiavana
Aza miandry ampitso lava izao
Fa tsy fantatrao
ny hahavelomanao
Koa tononkira.serasera.org Ilaina ianao
ho fahazavana mamiratra
Mba arkvs ho taratry ny olona
fa mitoryy ianao
Koa tandremo ianao
TSY HO MENATRA
Koa tandremo ianao
TSY HO MENATRA
Fa ianao
NO TARAFINA
Fa ianao
NO TARAFINA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVisites : 1596
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : faliherijaona17
Date : 08/08/2017 22:32
