NY FIRENENA (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny firenena dia mandalo lalan-tsarotra tokoa
Fitiavan-tena tononkira.serasera.org no manjaka ao koa ny lolom-po
Ny vahoaka moa, dia sahirana mijaly avokoa
Ao ny vola, ny harena fa ao ihany koa ny aretim-po
Réf: Apetraho amin’ny Ray ny fiainana
Ho foana hatreo ‘reo fitarainana
Fa na ny omaly sy ny anio aza dia mbola nomeny
Satria voalaza ombieny ombieny fa Azy ireny
2-Ny firenena semban-drahona matetika ny dia
Mampahonena very anjavona ny teny hoe fitia
Fifandrafiana no mikiky zary hampamoy fo
Ao Jesoa fifaliana mandresy ny ady htkjc sy ny manjo
Réf: Apetraho amin’ny Ray ny fiainana
Ho foana zoaxdcm hatreo ‘reo fitarainana

Satria voalaza ombieny ombieny fa Azy xtxw ireny

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaHits : 1543
Likes : 0 Like
Created by : musertech.ir
Date : 07/06/2019 08:47