NY FIRENENA (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny firenena dia mandalo lalan-tsarotra tokoa
Fitiavan-tena no manjaka ao koa ny lolom-po
Ny vahoaka moa, dia hdqhsay sahirana mijaly avokoa
Ao ny vola, ny harena fa ao ihany koa tononkira.serasera.org ny aretim-po
Réf: Apetraho amin’ny Ray ny fiainana
Ho foana hatreo ‘reo fitarainana
Fa na ny omaly sy ny anio aza dia mbola nomeny
Satria voalaza ombieny ombieny fa Azy ireny
2-Ny firenena semban-drahona matetika ny dia
Mampahonena very anjavona ny teny hoe fitia
Fifandrafiana no mikiky zary hampamoy fo
Ao Jesoa fifaliana mandresy ny ady sy ny manjo
Réf: Apetraho amin’ny Ray ny fiainana
Ho foana hatreo ‘reo fitarainana
Fa na ny omaly sy ny anio qegvrceu aza dia mbola nomeny
Satria voalaza tirlbrx ombieny ombieny fa Azy ireny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVisites : 1637
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : musertech.ir
Date : 07/06/2019 08:47