Ny anilanao no mahatsara ahy (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ny anilanao no mahatsara ahy
Sambatra foana ny fanahy
Ka fantatro izao fa tsara Ianao
Tsy maty am-po ny Anaranao
Ny zava-bitanao dia fahatsarana
Ny zava-boaharinao dia fahatsarana
Ny mialoka Aminao dia fahatsarana
Izay rehetra izay dia fahatsarana
Réf:Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! jiyjwpr Deraina mandrakizay
2/Ny akaikinao no mahatsara ahy
Fa feno prjn hery ny fanahy
Ny asa rehefa iarahana Aminao e!
Hafaliana foana izay atao
Ny tononkira.serasera.org miaina tsisy Anao dia faharatsiana
Ny asa tsisy Anao dia faharatsiana
Ny hery tsisy Anao dia faharatsiana
Izay rehetra izay dia faharatsiana
Réf:Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny zbugy Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! Deraina mandrakizay
Sambatra foana ny fanahy
Ka fantatro izao fa tsara Ianao
Tsy maty am-po ny Anaranao
Ny zava-bitanao dia fahatsarana
Ny zava-boaharinao dia fahatsarana
Ny mialoka Aminao dia fahatsarana
Izay rehetra izay dia fahatsarana
Réf:Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! jiyjwpr Deraina mandrakizay
2/Ny akaikinao no mahatsara ahy
Fa feno prjn hery ny fanahy
Ny asa rehefa iarahana Aminao e!
Hafaliana foana izay atao
Ny tononkira.serasera.org miaina tsisy Anao dia faharatsiana
Ny asa tsisy Anao dia faharatsiana
Ny hery tsisy Anao dia faharatsiana
Izay rehetra izay dia faharatsiana
Réf:Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny zbugy Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! Deraina mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaHits : 1770
Likes : 0 Like
Created by : faliherijaona17
Date : 08/08/2017 21:37
