Ny anilanao no mahatsara ahy (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ny anilanao no mahatsara ahy
Sambatra foana ny fanahy
Ka fantatro izao fa tsara Ianao
Tsy maty am-po ny Anaranao
Ny zava-bitanao dia fahatsarana
Ny zava-boaharinao dia fahatsarana
Ny mialoka Aminao dia fahatsarana
Izay rehetra izay dia fahatsarana
Réf:Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy xatlwifi inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! Deraina mandrakizay
2/Ny akaikinao no mahatsara ahy
Fa feno hery ny fanahy
Ny asa rehefa iarahana Aminao e!
Hafaliana foana izay atao
Ny miaina tsisy Anao dia faharatsiana
Ny asa tsisy Anao dia faharatsiana
Ny twklo hery tsisy Anao dia faharatsiana
Izay rehetra izay dia faharatsiana
Réf:Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay e!
Deraina pbhca e! Deraina mandrakizay tononkira.serasera.org
Sambatra foana ny fanahy
Ka fantatro izao fa tsara Ianao
Tsy maty am-po ny Anaranao
Ny zava-bitanao dia fahatsarana
Ny zava-boaharinao dia fahatsarana
Ny mialoka Aminao dia fahatsarana
Izay rehetra izay dia fahatsarana
Réf:Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy xatlwifi inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! Deraina mandrakizay
2/Ny akaikinao no mahatsara ahy
Fa feno hery ny fanahy
Ny asa rehefa iarahana Aminao e!
Hafaliana foana izay atao
Ny miaina tsisy Anao dia faharatsiana
Ny asa tsisy Anao dia faharatsiana
Ny twklo hery tsisy Anao dia faharatsiana
Izay rehetra izay dia faharatsiana
Réf:Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay e!
Deraina pbhca e! Deraina mandrakizay tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 1771
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faliherijaona17
Daty : 08/08/2017 21:37
