MIDERÀ (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy kisendrasendra zao fotoana rhjig izao
Fa voalahatra ny amiko sy ny aminao
Tsy hoe rendraredra zlfswkom no ho atao
Fa ny fiderana, indray mihira hosana
Réf.1.Raiso am-pifaliana zao teny izao
Araho fitsikiana raha mety ianao
Ho anao manan-tsofina mandre
Derao Ilay Mpanjaka lehibe
Réf.2.Miderà, Miderà, Miderà
Miderà dia miantsoa ny anarany
Miderà, Miderà, Miderà
Ataovy fantatra hatrany ny asany uknui
2-Tsy kisendrasendra ny tononkira.serasera.org fotoana anio
Andriamanitra no niantso tadidio
Ndeha ankalazao amin’ny fo madio
F’Izy Ilay mahery, Izy itokio
Réf.1.Raiso am-pifaliana zao teny izao
Araho fitsikiana raha mety ianao
Ho anao manan-tsofina mandre
Derao Ilay Mpanjaka lehibe
Réf.2.Miderà, Miderà, Miderà
Miderà dia miantsoa ny anarany
Miderà, Miderà, Miderà
Ataovy fantatra hatrany ny asany
Fa voalahatra ny amiko sy ny aminao
Tsy hoe rendraredra zlfswkom no ho atao
Fa ny fiderana, indray mihira hosana
Réf.1.Raiso am-pifaliana zao teny izao
Araho fitsikiana raha mety ianao
Ho anao manan-tsofina mandre
Derao Ilay Mpanjaka lehibe
Réf.2.Miderà, Miderà, Miderà
Miderà dia miantsoa ny anarany
Miderà, Miderà, Miderà
Ataovy fantatra hatrany ny asany uknui
2-Tsy kisendrasendra ny tononkira.serasera.org fotoana anio
Andriamanitra no niantso tadidio
Ndeha ankalazao amin’ny fo madio
F’Izy Ilay mahery, Izy itokio
Réf.1.Raiso am-pifaliana zao teny izao
Araho fitsikiana raha mety ianao
Ho anao manan-tsofina mandre
Derao Ilay Mpanjaka lehibe
Réf.2.Miderà, Miderà, Miderà
Miderà dia miantsoa ny anarany
Miderà, Miderà, Miderà
Ataovy fantatra hatrany ny asany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 1194
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : musertech.ir
Daty : 07/06/2019 08:45
