MIDERÀ (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy kisendrasendra zao fotoana izao
Fa voalahatra ny amiko sy ny aminao
Tsy hoe rendraredra no ho atao
Fa ny fiderana, indray mihira hosana
Réf.1.Raiso am-pifaliana zao teny izao
Araho fitsikiana raha mety ianao
Ho anao manan-tsofina mandre
Derao Ilay Mpanjaka lehibe
Réf.2.Miderà, Miderà, Miderà
Miderà dia miantsoa ny anarany
Miderà, Miderà, Miderà
Ataovy fantatra hatrany ny asany
2-Tsy kisendrasendra ny fotoana anio
Andriamanitra no niantso othzhi tadidio
Ndeha ankalazao amin’ny fo madio
F’Izy Ilay mahery, Izy itokio
Réf.1.Raiso am-pifaliana zao teny izao
Araho fitsikiana raha sdzqvzxy mety ianao
Ho anao manan-tsofina sklrsa mandre
Derao Ilay Mpanjaka lehibe
Réf.2.Miderà, Miderà, Miderà
Miderà dia miantsoa ny anarany
Miderà, Miderà, Miderà
Ataovy fantatra tononkira.serasera.org hatrany ny asany
Fa voalahatra ny amiko sy ny aminao
Tsy hoe rendraredra no ho atao
Fa ny fiderana, indray mihira hosana
Réf.1.Raiso am-pifaliana zao teny izao
Araho fitsikiana raha mety ianao
Ho anao manan-tsofina mandre
Derao Ilay Mpanjaka lehibe
Réf.2.Miderà, Miderà, Miderà
Miderà dia miantsoa ny anarany
Miderà, Miderà, Miderà
Ataovy fantatra hatrany ny asany
2-Tsy kisendrasendra ny fotoana anio
Andriamanitra no niantso othzhi tadidio
Ndeha ankalazao amin’ny fo madio
F’Izy Ilay mahery, Izy itokio
Réf.1.Raiso am-pifaliana zao teny izao
Araho fitsikiana raha sdzqvzxy mety ianao
Ho anao manan-tsofina sklrsa mandre
Derao Ilay Mpanjaka lehibe
Réf.2.Miderà, Miderà, Miderà
Miderà dia miantsoa ny anarany
Miderà, Miderà, Miderà
Ataovy fantatra tononkira.serasera.org hatrany ny asany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVisites : 1157
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : musertech.ir
Date : 07/06/2019 08:45
