HIRAN’NY LANITRA (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.-Hira ka hira ny hiran’ny lanitra
Mamelombelona ny fhlq aty tononkira.serasera.org fanahiko
Na ny fiainako feno ny hanitra
Hanitry ny hira mankao ao anatiko
Hira mitory fitiavan’ny
Ray antsika olombelona
Hira manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona
Ô ry namako ô! Avia hanandra-peo
Hidera an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka Izy re no atao rehareha
2.-Hira mahery ny hiran’ny lanitra
Na ny eto an-tany na koa any gkriszez an-danitra
Miara-manandratra ny hira HOSANA
Miara-miredona hoe HALELOIA
Hira mitory fitiavan’ny
Ray antsika olombelona
Hira manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona
Ô ry namako ô! Avia hanandra-peo
Hidera an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka Izy re no atao bznzrf rehareha
Mamelombelona ny fhlq aty tononkira.serasera.org fanahiko
Na ny fiainako feno ny hanitra
Hanitry ny hira mankao ao anatiko
Hira mitory fitiavan’ny
Ray antsika olombelona
Hira manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona
Ô ry namako ô! Avia hanandra-peo
Hidera an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka Izy re no atao rehareha
2.-Hira mahery ny hiran’ny lanitra
Na ny eto an-tany na koa any gkriszez an-danitra
Miara-manandratra ny hira HOSANA
Miara-miredona hoe HALELOIA
Hira mitory fitiavan’ny
Ray antsika olombelona
Hira manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona
Ô ry namako ô! Avia hanandra-peo
Hidera an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka Izy re no atao bznzrf rehareha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 2492
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faliherijaona17
Daty : 08/08/2017 22:31
