HIRAN’NY LANITRA (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.-Hira ka hira ny hiran’ny lanitra
Mamelombelona ny aty fanahiko
Na ny fiainako feno ny hanitra
Hanitry ny hira mankao ao anatiko
Hira mitory fitiavan’ny iyzwmlao
Ray antsika olombelona
Hira manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona
Ô ry namako ô! Avia hanandra-peo
Hidera an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka Izy re no atao rehareha
2.-Hira mahery ny hiran’ny lanitra
Na ny eto an-tany na koa tononkira.serasera.org any an-danitra
Miara-manandratra ny hira HOSANA
Miara-miredona hoe cqahpz HALELOIA
Hira mitory fitiavan’ny
Ray antsika olombelona
Hira pjayhk manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona
Ô ry namako ô! Avia hanandra-peo
Hidera an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka Izy re no atao rehareha
Mamelombelona ny aty fanahiko
Na ny fiainako feno ny hanitra
Hanitry ny hira mankao ao anatiko
Hira mitory fitiavan’ny iyzwmlao
Ray antsika olombelona
Hira manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona
Ô ry namako ô! Avia hanandra-peo
Hidera an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka Izy re no atao rehareha
2.-Hira mahery ny hiran’ny lanitra
Na ny eto an-tany na koa tononkira.serasera.org any an-danitra
Miara-manandratra ny hira HOSANA
Miara-miredona hoe cqahpz HALELOIA
Hira mitory fitiavan’ny
Ray antsika olombelona
Hira pjayhk manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona
Ô ry namako ô! Avia hanandra-peo
Hidera an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka Izy re no atao rehareha
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVisites : 2343
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : faliherijaona17
Date : 08/08/2017 22:31
