He! matoky aho (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-He! tononkira.serasera.org matoky aho ry Tompo Andriamanitra ô!
Amin’ireo sy izay miseho aminay
He! Matoky aho nwrjexe na mandalo ady sarotra
Dia mbola ekenay fa izay no hahasoa anay
Fa mafy aminay izay nofo aman-drà
Mila hanakivy sy hampiketraka indraindray
Matoky anefa fa ianao tsy mba mandà
Ny fo maratra izay sitraninao indray
Réf:
Mino aho ry Tompo ô! efa voadinikao
Ny fiainanay tsirairay izay eo an-tànanao
Ka afoiko ho Anao izay rehetra momba ahy
Na ny saina na ny fo ary koa ny ara-panahy
2-He! matoky aho ry Tompo Andriamanitra ô!
Mandrakariva dia ny fanatrehanao
He! matoky aho ny fitondranao marina
Ny fiainanay tsy lebwi ho an’izao tontolo izao
Fa mihevitra isan’andro ny mety hahasoa
Na dia mafy sy mafaitra ny ady ety
Manefy anay mba hijoro tsara koa
Amin’ny ndton finoana mandrakizay doria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 4028
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : faliherijaona17
Daty : 08/08/2017 22:32