Antso (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (SOLO Lehilahy)
Taloha,dia taloha aho, nandendeha
Nikaroka ireo harena be
Natao daholo ireo izay mety atao
Harerahana fotsiny namaly ahy
Nandeha ihany aho, nanohy ny diha

- ( SOLO vehivavy)
Fanilo tsara be no hitako,variana tamin'iny aho
Teo dia teo! Hay mamiratra fotsiny
Fa mankaleo

Fiverenana: Fa misy antso manao hoe, Avia ianareo
Fa izao no hitahy sy homba ary hanome
anh ....... anh ...... anh ..... anh......

. (DUO lehilahy sy vehivavy)
Hosoloiko zavatra tsy mba mety ho lo
Dia fiadanana mahafapo , Dia fiadanana mahafapo

2- (DUO lehilahy sy vehivavy)
Fa nandeha ihany aho nitady koa
Dia nisy soratra , maneho fitia
Variana tamin'iny aho
Ka tsy nandeha
Hay ilay soratra milaza
Manao hoe

Fiverenana: Fa misy antso manao hoe, Avia ianareo
Fa izao no hitahy sy homba ary hanome
anh ....... anh ...... anh ..... anh......

. (DUO lehilahy sy vehivavy)
Hosoloiko zavatra tsy mba mety ho lo
Dia fiadanana mahafapo , Dia fiadanana mahafapo
Fa ny antso izay natao
Dia manerana ny tany
Tsy ankanavaka
Na koa mangidy sy ny mamy oh!oh
Teny iray no zarazaraina
Hoan'ny rehetra, hoan'ny rehetra

Fiverenana: Fa misy antso manao hoe, Avia ianareo
Fa izao no hitahy sy homba ary hanome
Ho soloiko zavatra
Ho soloiko zavatsoa ouh!ouh!
Dia fiadanana mahafapo, Dia fiadanana mahafapo
Oh,Oh,Oh, oOH mahafapo .....ohohohohoohoh
mmmmmmhmmm .
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Vangy : 1515
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rukbat16
Daty : 25/01/2015 18:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731