Zaho tia (Tanjona Randrianarivelo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midobodoboka ny fo Ka lasa tsy tana...
Ilay fihetsika kely te hanopy maso anao ry malala,
Mientan-karavoana, ohatry ny olona adala,
Adalam-pitia ka raha ny tononkira.serasera.org ankaoatra anao aloha za tsy te hahalala,

Asianao ilay tositosy miaraka amin'ilay fitsiky nyga malefaka,
Raha hoe loko dia fotsifotsy satria ny fitiavako anao tsisy pentina,
Arahiko ilay rotsirotsy dia aza manahy fa ho anao za hiezaka,
Ry tiako ah? mahazo matoky fa ra ny fonao aloha tsy avelako hitresaka.

Satria za tia, dia asehoko fa tsy afeniko,
Hoe za tsy mahafoy fa mamiko loatra ilay miara-dia...
Aminao ry tiana,
Za tsy mahatombotsiraka gdnggvtc fa vao maheno ny anaranao dia tafitsangana mandihy ah, ny foko

Mientakentana mazoto tsy mba malaina,
Vao maheno ny wfln feonao avy lavitra, mahalasa saina,
Hoe inona loatra no nahatonga ana lasa tia,
De inona koa no nahatonga ny fonao toa nankaty ah?

Satria za tia, dia asehoko fa tsy afeniko,
Hoe za tsy mahafoy fa mamiko loatra ilay miara-dia...
Aminao ry tiana,
Za tsy mahatombotsiraka fa vao maheno ny anaranao dia tafitsangana mandihy ah, ny foko

Asianao ilay tositosy miaraka amin'ilay fitsiky malefaka,
Raha hoe loko dia fotsifotsy satria ny fitiavako anao tsisy pentina,
Arahiko rotsirotsy dia manahy fa ho anao za hiezaka,
Ry tiako ah? mahazo matoky fa ra ny fonao aloha tsy avelako hitresaka.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanjona Randrianarivelo
Vangy : 2098
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Natolotrniavo
Daty : 29/10/2024 01:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289