Tsofy Rano (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada malala, Neny tiako
Ny ahasambatra anareo anie no lcbzhf hany mba faniriako
Fa izaho mbola miady aho, eny ekena
Aza manahy fa tsy maintsy hamaly babena
Dada efa niteny hoe mahereza aza kivy
Neny nampitraka na tao anatin'ny mangidy
Efa lehibe aho izao ka hiezaka ny hamita adidy
Fahaiza-miaina efa nomenareo ahy ny fanala hidy
Tsofy rano aho Dada
Omeo tso-drano aho Neny fa hitady izay mahasoa
Efa lehibe fa tsy zaza
Aza manahy fa ireo anatrareo tsy ho adinoko
Fa mitoetra ato am-poko
Ireo ditrako taloha, tena nanenenako
Ifonako aminareo, tsy ataoko manin-droa
Ianareo ampingako, fialofako sy heriko
Tsisy tsy miafina aminareo izay misteriko

Omeo tso-drano aho sgwc Neny fa hitady izay tononkira.serasera.org mahasoa
Efa lehibe fa tsy zaza
Aza manahy fa ireo anatrareo dubacvwo tsy ho adinoko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanjona RandrianariveloVangy : 3086
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 08/05/2025 12:30