Matokia (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hitady olon-kafa ankoatra anao,
F'ianao no fanaperana ho ahy,
Na hisy alahelo hifamaofao,
Dia za eo ho anao foana aza manahy,
Etsy ho fihiniko mafy eto an-trarako ianao,
Matokisa malala za no andry iankinanao,
Tsy avelako hiafy raha hoe fitiavana,
Ho henika tambitamby ianao f'aza manahy,
Raha ny sitrapoko dia izao tononkira.serasera.org dia izao,
Ny hampiakatra mdqvysn anao ambony alitara,
Izay am-ponao re malala mba lazao,
Ny antsika roa iriako ho tsara fiafara.

Raha ny sitrapoko dia izao pectqv dia izao,
Ny hampiakatra anao ambony ageggh alitara,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanjona RandrianariveloVangy : 1872
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Natolotrniavo
Daty : 29/10/2024 02:01