Matokia (Tanjona Randrianarivelo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hitady olon-kafa ankoatra anao,
F'ianao no fanaperana ho ahy,
Na hisy alahelo hgianfk hifamaofao,
Dia za eo ho anao foana aza manahy,

Etsy ho fihiniko mafy eto an-trarako ianao,
Matokisa malala za no andry iankinanao,
Tsy avelako hiafy raha hoe fitiavana,
Ho gmucrx henika tambitamby ianao syytrkz f'aza manahy,

Raha ny sitrapoko dia izao dia izao,
Ny hampiakatra anao ambony alitara,
Izay am-ponao re malala mba lazao,
Ny antsika roa iriako ho tsara fiafara.

Etsy ho fihiniko mafy eto an-trarako ianao,
Matokisa malala za no andry iankinanao,
Tsy avelako hiafy raha hoe fitiavana,
Ho henika tambitamby ianao f'aza tononkira.serasera.org manahy,

Raha ny sitrapoko dia izao dia izao,
Ny hampiakatra anao ambony alitara,

Etsy ho fihiniko mafy eto an-trarako ianao,
Matokisa malala za no andry iankinanao,
Tsy avelako hiafy raha hoe fitiavana,
Ho henika tambitamby ianao f'aza manahy,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanjona Randrianarivelo
Vangy : 2052
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Natolotrniavo
Daty : 29/10/2024 02:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418