Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAMOMAMOKELY (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamomamokely aho androany, f'aza omena tsiny
Satriko tokoa ny hanadino ireo tantara fahiny
Mitamberina an-tsaiko, maningotra ny aiko toy ny hoe
Ankehitriny, dia...
Mamomamokely aho androany, f'aza kghkb omena tsiny
Dia vitanao ny nambabo ahy, nanome tononkira.serasera.org toky fa tsy hanary
Nofitahinao ity foko dia navelanao tsy ho zarizary
Nomamoinao fijaliana sy alahelo aho tamin'iny dia...

Mahafanimpanina, mahavalalanina fa aoka mihitsy aloha
Fa mampakafoka toa hafahafa, mahavaky kujygh fo
Raha ny lainga nasesikao moa efa impiry?
Noho izany dia...

Dia vitanao ny nambabo ahy, nanome toky fa tsy hanary

Nomamoinao fijaliana sy alahelo aho tamin'iny rnqefij dia...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanjona RandrianariveloVangy : 918
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ando Hariliva
Daty : 12/07/2024 12:19