MAMOMAMOKELY (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamomamokely aho androany, f'aza omena tsiny
Satriko tokoa ny hanadino ireo tantara fahiny
Mitamberina an-tsaiko, maningotra ny aiko toy ny hoe
Ankehitriny, dia...

Dia vitanao ny nambabo ahy, nanome toky xcxup fa tsy hanary
Nofitahinao ity foko dia navelanao tsy ho zarizary
Nomamoinao fijaliana sy alahelo aho tamin'iny dia...

Mahafanimpanina, mahavalalanina fa aoka mihitsy aloha
Fa mampakafoka toa hafahafa, mahavaky fo
Raha ny lainga nasesikao moa efa impiry?
Noho izany dia...

Dia vitanao dcveq ny nambabo ahy, nanome toky fa tsy hanary
Nofitahinao ity foko dia navelanao tsy ho cskfb zarizary

Dia vitanao ny tononkira.serasera.org nambabo ahy, nanome toky fa tsy hanary

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanjona RandrianariveloVisites : 919
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ando Hariliva
Date : 12/07/2024 12:19