Vavaka 1 (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika aho ny ho mpanompo
Kanefa Ray o! Ianao no nifidy
Tsy mendrika aho ny ho zanakao
Kanefa hoy Ianao mwseoago Jesoa,zay manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
Indreto ary izahay,Jeso svehk o!
Matoky f’efa Anao
Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tononkira.serasera.org tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be ny famindram-ponao
Apetrako eo an-tananao
Ny fiainako Ray o!Jereo sy vimbino
Reo fahavalo te hambabo
Ny lalan-janakao Jesoa,ankiniko Aminao manontolo
Misaotra Anao izahay,Jesoa o!!
Arovy f’efa Anao
Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be wgqdwlfd ny famindram-ponao
Kanefa Ray o! Ianao no nifidy
Tsy mendrika aho ny ho zanakao
Kanefa hoy Ianao mwseoago Jesoa,zay manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
Indreto ary izahay,Jeso svehk o!
Matoky f’efa Anao
Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tononkira.serasera.org tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be ny famindram-ponao
Apetrako eo an-tananao
Ny fiainako Ray o!Jereo sy vimbino
Reo fahavalo te hambabo
Ny lalan-janakao Jesoa,ankiniko Aminao manontolo
Misaotra Anao izahay,Jesoa o!!
Arovy f’efa Anao
Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be wgqdwlfd ny famindram-ponao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 551
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herizols
Daty : 14/04/2023 09:54
