Vavaka 1 (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika aho ny ho mpanompo
Kanefa Ray o! Ianao no nifidy
Tsy mendrika aho ny ho zanakao
Kanefa hoy Ianao Jesoa,zay manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
Indreto ary izahay,Jeso o!
Matoky f’efa Anao

Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be ny famindram-ponao

Apetrako eo an-tananao
Ny fiainako Ray o!Jereo sy vimbino
Reo fahavalo te hambabo
Ny lalan-janakao Jesoa,ankiniko Aminao manontolo
Misaotra Anao izahay,Jesoa o!!
Arovy f’efa Anao

Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be ny famindram-ponao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka
Hits : 293
Likes : 0 Like
Created by : herizols
Date : 14/04/2023 09:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1403