Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vavaka 1 (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika aho pgvhoynt ny tononkira.serasera.org ho mpanompo
Kanefa Ray o! Ianao no nifidy
Tsy mendrika aho ny ho zanakao
Kanefa hoy Ianao Jesoa,zay manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
Indreto ary izahay,Jeso o!
Matoky f’efa Anao
Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be ny famindram-ponao
Apetrako eo qlssctwf an-tananao
Ny fiainako Ray o!Jereo sy vimbino
Reo fahavalo te hambabo
Ny lalan-janakao Jesoa,ankiniko Aminao manontolo
Misaotra Anao izahay,Jesoa skgfqmvq o!!
Arovy f’efa Anao
Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be ny famindram-ponao
Kanefa Ray o! Ianao no nifidy
Tsy mendrika aho ny ho zanakao
Kanefa hoy Ianao Jesoa,zay manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
Indreto ary izahay,Jeso o!
Matoky f’efa Anao
Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be ny famindram-ponao
Apetrako eo qlssctwf an-tananao
Ny fiainako Ray o!Jereo sy vimbino
Reo fahavalo te hambabo
Ny lalan-janakao Jesoa,ankiniko Aminao manontolo
Misaotra Anao izahay,Jesoa skgfqmvq o!!
Arovy f’efa Anao
Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be ny famindram-ponao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 518
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herizols
Date : 14/04/2023 09:54
