Lalan-tsarotra (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lalana nodiavinao ry Jesoa o!
Dia lalan-tsarotra sy mafy tokoa
Lalana tsy tian'ny olona aleha
Niaretanao ho famonjena anao

Ref:
Nijaly mafy ny Tompo tsy meloka
Nalatsa-dra, nokapohina
Nororaina, nohesoina
Nampangaina toy ny agvry meloka
Ilay zanak’Andriamanitra

Fa tianao ho diavinay ny lalanao
Mba hanavotana ny kuln fanahinay
Handovanay tononkira.serasera.org ny fiainana mandrakizay
Ho Sambatra ao Aminao ry Jesoa

Ref:
Nijaly mafy ny Tompo tsy meloka
Nalatsa-dra,nokapohina
Nororaina,nohesoina,
nampangaina toy ny meloka
Ilay ejpm zanak’Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka
Hits : 943
Likes : 0 Like
Created by : herizols
Date : 14/04/2023 10:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2244