Andriamanitra ôh (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wzou Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Matoa aho toy izao, tononkira.serasera.org dia noho ny Aminao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Apetrako Aminao ny fiainako
Ref:
Bitika izahay, mbola kely zogj koa
Nefa fantatray, bzokknzs ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Midera Anao zahay, fa tsara ny asanao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Hanoa ny didinao sy hanompo Anao
Ref:
Bitika izahay, mbola kely koa
Nefa fantatray, ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
Matoa aho toy izao, tononkira.serasera.org dia noho ny Aminao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Apetrako Aminao ny fiainako
Ref:
Bitika izahay, mbola kely zogj koa
Nefa fantatray, bzokknzs ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Midera Anao zahay, fa tsara ny asanao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Hanoa ny didinao sy hanompo Anao
Ref:
Bitika izahay, mbola kely koa
Nefa fantatray, ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 635
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herizols
Daty : 14/04/2023 08:49
