Misaotra sy Midera (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly izahay misaotra sy midera Anao,
Nahatraranay izao andro anio izao
Andro dlyaxrn izay natokana
mba hanompoana Anao
Hiderana Anao Andriamanitra
Ref:
Dia fihobiana no atolotray Ray o!
Firaisankina no iainanay (iainanay)
Hanakoako ny lazanao
Manerana izao tontolo izao
Hira Fiderana hatrany no atolotray
Hitarihanay ny ankizy namanay
Fa Jesoa tononkira.serasera.org ilay zanakin’ny Ray dia be fitia
Izay mitaona antsika mba hifankatia
Ref:
Dia fihobiana ydagh no atolotray Ray o!
Firaisankina no iainanay (iainanay)
Hanakoako ny lazanao
Manerana izao wkyxtosf tontolo izao
Nahatraranay izao andro anio izao
Andro dlyaxrn izay natokana
mba hanompoana Anao
Hiderana Anao Andriamanitra
Ref:
Dia fihobiana no atolotray Ray o!
Firaisankina no iainanay (iainanay)
Hanakoako ny lazanao
Manerana izao tontolo izao
Hira Fiderana hatrany no atolotray
Hitarihanay ny ankizy namanay
Fa Jesoa tononkira.serasera.org ilay zanakin’ny Ray dia be fitia
Izay mitaona antsika mba hifankatia
Ref:
Dia fihobiana ydagh no atolotray Ray o!
Firaisankina no iainanay (iainanay)
Hanakoako ny lazanao
Manerana izao wkyxtosf tontolo izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 807
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herizols
Daty : 14/04/2023 10:02
