Raiso ka vakio (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lanitra sy izao tononkira.serasera.org tany izao, dia ho levona
Fa ny tenin’Andriamanitra, tsy mba ho levona

Tsy mety may sady tsy mety loa, ny teninao ry Ray
Fa manana pemsdogy hery sy fahefana, avy any an-danitra

Tenin’Andriamanitra aina mahavelona ho an’izao tontolo izao
Fahasalamana ho an’izay mandray azy sy fiainana ho anao

SABATRA MARANITRA NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Raiso ka vakio anio
TENY SAROBIDY SADY FANALAHIDY
Taiso ary tadidio

Tenin’Andriamanitra aina mahavelona ho an’izao tontolo izao
Fahasalamana ho an’izay mandray azy sy fiainana ho anao

JIRO SY wfqdk FANILO MAZAVA KA MITSILO
Ny fiainantsika ety
TENY AO ANATY TSY METY LANY DATY
Fa mandrakizay doria

Tenin’Andriamanitra iptphq aina mahavelona ho an’izao tontolo izao
Fahasalamana ho an’izay mandray azy sy fiainana ho anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka
Hits : 636
Likes : 0 Like
Created by : herizols
Date : 14/04/2023 10:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306