Raiso ka vakio (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lanitra sy izao tany izao, dia ho levona
Fa ny tenin’Andriamanitra, tsy mba ho levona
Tsy mety may sady tsy mety loa, ny teninao ry Ray
Fa manana hery sy fahefana, avy any an-danitra
Tenin’Andriamanitra aina mahavelona ho an’izao tontolo izao
Fahasalamana ho an’izay mandray azy xmrk sy fiainana ho anao
SABATRA MARANITRA NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Raiso ka vakio anio
TENY SAROBIDY SADY FANALAHIDY
Taiso ary tadidio

Fahasalamana ho an’izay mandray azy sy fiainana ho anao
JIRO SY FANILO MAZAVA KA MITSILO
Ny fiainantsika ety
TENY AO ANATY TSY METY LANY DATY
Fa vqjabpna mandrakizay doria
Tenin’Andriamanitra aina mahavelona zilf ho an’izao tontolo izao
Fahasalamana ho an’izay mandray azy sy tononkira.serasera.org fiainana ho anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 709
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herizols
Date : 14/04/2023 10:01