Vavaka 1 (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika aho ny rvcgqo ho mpanompo
Kanefa Ray o! Ianao no nifidy
Tsy mendrika aho ny ho zanakao
Kanefa pjwy hoy Ianao Jesoa,zay manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
Indreto ary izahay,Jeso o!
Matoky mjdil f’efa Anao
Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be ny famindram-ponao
Apetrako eo an-tananao
Ny fiainako Ray o!Jereo sy vimbino
Reo fahavalo te hambabo
Ny lalan-janakao tononkira.serasera.org Jesoa,ankiniko Aminao manontolo
Misaotra Anao izahay,Jesoa o!!
Arovy f’efa Anao
Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be ny famindram-ponao
Kanefa Ray o! Ianao no nifidy
Tsy mendrika aho ny ho zanakao
Kanefa pjwy hoy Ianao Jesoa,zay manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
Indreto ary izahay,Jeso o!
Matoky mjdil f’efa Anao
Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be ny famindram-ponao
Apetrako eo an-tananao
Ny fiainako Ray o!Jereo sy vimbino
Reo fahavalo te hambabo
Ny lalan-janakao tononkira.serasera.org Jesoa,ankiniko Aminao manontolo
Misaotra Anao izahay,Jesoa o!!
Arovy f’efa Anao
Ref:
Mangata-pamelana aho Jeso o!
Amin’ireo ota vitanay tety
Aza valiana amin’ny helokay
Fa aoka ho be ny famindram-ponao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 579
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herizols
Daty : 14/04/2023 09:54
