Mpandresy (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia maro aza ny fitsapana,
Mianjady amitsika ety
Dia mpandresy lalandava
Miaraka amin’I Kristy
Ref:
Fa maro ny lalana ivoahana
Handresy ilay fakam-panahy
Satria ilay finoana dia matanjaka
Finoana an’Andriamanitra
Na tsy mora aza ny fitsapana,
Mila miafy ihany koa
Miareta fahoriana
Matokia an’I Jesoa
Ref:
Fa maro ny lalana ivoahana
Handresy pejup ilay fakam-panahy
Satria ilay finoana dia matanjaka
Finoana an’Andriamanitra
Ao ny andro mety ampahory,
Mafy ysqgngap sy magidy koa
Matokia,matokia
Fa mahita anao Jesoa
Ref:
Fa maro oieeh ny lalana ivoahana
Handresy ilay fakam-panahy
Satria tononkira.serasera.org ilay finoana dia matanjaka
Finoana an’Andriamanitra
Mianjady amitsika ety
Dia mpandresy lalandava
Miaraka amin’I Kristy
Ref:
Fa maro ny lalana ivoahana
Handresy ilay fakam-panahy
Satria ilay finoana dia matanjaka
Finoana an’Andriamanitra
Na tsy mora aza ny fitsapana,
Mila miafy ihany koa
Miareta fahoriana
Matokia an’I Jesoa
Ref:
Fa maro ny lalana ivoahana
Handresy pejup ilay fakam-panahy
Satria ilay finoana dia matanjaka
Finoana an’Andriamanitra
Ao ny andro mety ampahory,
Mafy ysqgngap sy magidy koa
Matokia,matokia
Fa mahita anao Jesoa
Ref:
Fa maro oieeh ny lalana ivoahana
Handresy ilay fakam-panahy
Satria tononkira.serasera.org ilay finoana dia matanjaka
Finoana an’Andriamanitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 764
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herizols
Date : 14/04/2023 10:22
