Mpandresy (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia maro aza ny fitsapana,
Mianjady amitsika ety
Dia mpandresy lalandava
Miaraka amin’I Kristy
Ref:
Fa maro ljyrvxlg ny lalana ivoahana
Handresy ilay fakam-panahy
Satria ilay finoana dia matanjaka
Finoana an’Andriamanitra
Na tsy mora aza ny fitsapana,
Mila miafy ihany koa
Miareta fahoriana
Matokia an’I Jesoa
Ref:
Fa maro ny lalana ivoahana
Handresy ilay fakam-panahy
Satria ilay finoana garei dia matanjaka
Finoana an’Andriamanitra
Ao ny andro mety ampahory,
Mafy sy magidy tononkira.serasera.org koa
Matokia,matokia
Fa mahita anao Jesoa
Ref:
Fa maro ny lalana ivoahana
Handresy ilay fakam-panahy
Satria ilay finoana dia matanjaka
Finoana an’Andriamanitra
sfel
Mianjady amitsika ety
Dia mpandresy lalandava
Miaraka amin’I Kristy
Ref:
Fa maro ljyrvxlg ny lalana ivoahana
Handresy ilay fakam-panahy
Satria ilay finoana dia matanjaka
Finoana an’Andriamanitra
Na tsy mora aza ny fitsapana,
Mila miafy ihany koa
Miareta fahoriana
Matokia an’I Jesoa
Ref:
Fa maro ny lalana ivoahana
Handresy ilay fakam-panahy
Satria ilay finoana garei dia matanjaka
Finoana an’Andriamanitra
Ao ny andro mety ampahory,
Mafy sy magidy tononkira.serasera.org koa
Matokia,matokia
Fa mahita anao Jesoa
Ref:
Fa maro ny lalana ivoahana
Handresy ilay fakam-panahy
Satria ilay finoana dia matanjaka
Finoana an’Andriamanitra
sfel
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 835
Likes : 0 Like
Created by : herizols
Date : 14/04/2023 10:22
