Lalan-tsarotra (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lalana nodiavinao ry Jesoa o!
Dia lalan-tsarotra sy mafy tokoa
Lalana tsy alvl tian'ny olona aleha
Niaretanao ho famonjena anao
Ref:
Nijaly mafy ny Tompo tsy meloka
Nalatsa-dra, cidw nokapohina
Nororaina, nohesoina
Nampangaina toy ny tononkira.serasera.org meloka
Ilay zanak’Andriamanitra
Fa tianao ho diavinay ny lalanao
Mba hanavotana ny fanahinay
Handovanay ny fiainana mandrakizay
Ho Sambatra ao Aminao ry Jesoa
Ref:
Nijaly mafy gtfqfz ny Tompo tsy meloka
Nalatsa-dra,nokapohina
Nororaina,nohesoina,
nampangaina toy ny meloka
Ilay zanak’Andriamanitra
Dia lalan-tsarotra sy mafy tokoa
Lalana tsy alvl tian'ny olona aleha
Niaretanao ho famonjena anao
Ref:
Nijaly mafy ny Tompo tsy meloka
Nalatsa-dra, cidw nokapohina
Nororaina, nohesoina
Nampangaina toy ny tononkira.serasera.org meloka
Ilay zanak’Andriamanitra
Fa tianao ho diavinay ny lalanao
Mba hanavotana ny fanahinay
Handovanay ny fiainana mandrakizay
Ho Sambatra ao Aminao ry Jesoa
Ref:
Nijaly mafy gtfqfz ny Tompo tsy meloka
Nalatsa-dra,nokapohina
Nororaina,nohesoina,
nampangaina toy ny meloka
Ilay zanak’Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 883
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herizols
Daty : 14/04/2023 10:20
