Lalan-tsarotra (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lalana nodiavinao ry ujfkxi Jesoa o!
Dia lalan-tsarotra sy mafy tokoa
Lalana tsy tian'ny olona aleha
Niaretanao ho famonjena mfrv anao

Ref:
Nijaly mafy ny Tompo tsy meloka
Nalatsa-dra, nokapohina
Nororaina, nohesoina
Nampangaina toy ny meloka
Ilay tononkira.serasera.org zanak’Andriamanitra

Fa tianao ho diavinay ny ikgjidoc lalanao
Mba hanavotana ny fanahinay
Handovanay ny fiainana mandrakizay
Ho Sambatra ao Aminao ry Jesoa

Ref:
Nijaly mafy ny Tompo tsy meloka
Nalatsa-dra,nokapohina
Nororaina,nohesoina,
nampangaina toy ny meloka
Ilay zanak’Andriamanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka
Vangy : 884
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herizols
Daty : 14/04/2023 10:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0561