Lalan-tsarotra (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lalana nodiavinao ry Jesoa o!
Dia lalan-tsarotra sy mafy tokoa
Lalana tsy tian'ny olona aleha
Niaretanao ho famonjena anao

Ref:
Nijaly mafy ny Tompo tsy njij meloka
Nalatsa-dra, nokapohina
Nororaina, nohesoina
Nampangaina toy ny meloka
Ilay zanak’Andriamanitra

Fa tononkira.serasera.org jebo tianao ho diavinay ny lalanao
Mba hanavotana ny fanahinay
Handovanay ny fiainana mandrakizay
Ho Sambatra ao Aminao ry Jesoa

Ref:
Nijaly mafy ny Tompo tsy meloka
Nalatsa-dra,nokapohina
Nororaina,nohesoina,
nampangaina toy ny aaom meloka
Ilay zanak’Andriamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka
Visites : 882
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herizols
Date : 14/04/2023 10:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311