Andriamanitra ôh (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Matoa aho toy izao, dia uexti noho ny Aminao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Apetrako Aminao ny fiainako
Ref:
Bitika izahay, mbola kely koa
Nefa fantatray, ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Midera Anao zahay, fa tsara ny asanao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Hanoa ny didinao viggo sy hanompo Anao
Ref:
Bitika izahay, mbola kely tononkira.serasera.org koa
Nefa fantatray, ny xwuo fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
Matoa aho toy izao, dia uexti noho ny Aminao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Apetrako Aminao ny fiainako
Ref:
Bitika izahay, mbola kely koa
Nefa fantatray, ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Midera Anao zahay, fa tsara ny asanao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Hanoa ny didinao viggo sy hanompo Anao
Ref:
Bitika izahay, mbola kely tononkira.serasera.org koa
Nefa fantatray, ny xwuo fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 679
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herizols
Daty : 14/04/2023 08:49
