Andriamanitra ôh (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianaoMatoa aho toy izao, dia noho ny Aminao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Apetrako Aminao ny fiainako
Ref:
Bitika izahay, mbola kely koa
Nefa fantatray, ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Midera Anao zahay, fa tsara ny asanao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Hanoa ny didinao sy hanompo Anao
Ref:
Bitika izahay, mbola kely koa
Nefa fantatray, ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 307
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herizols
Date : 14/04/2023 08:49