Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andriamanitra ôh (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Matoa aho toy izao, dia noho ny Aminao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Apetrako Aminao ny fiainako
Ref:
Bitika izahay, mbola kely koa
Nefa fantatray, ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
Andriamanitra ô! Andriamanitro tononkira.serasera.org ianao
Midera Anao xmcd zahay, fa tsara ny asanao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Hanoa ny didinao sy oxwx hanompo Anao
Ref:
Bitika izahay, mbola kely pdlpciq koa
Nefa fantatray, ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
Matoa aho toy izao, dia noho ny Aminao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Apetrako Aminao ny fiainako
Ref:
Bitika izahay, mbola kely koa
Nefa fantatray, ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
Andriamanitra ô! Andriamanitro tononkira.serasera.org ianao
Midera Anao xmcd zahay, fa tsara ny asanao
Andriamanitra ô! Andriamanitro ianao
Hanoa ny didinao sy oxwx hanompo Anao
Ref:
Bitika izahay, mbola kely pdlpciq koa
Nefa fantatray, ny fitiavanao anay
Atolotray Anao, ny tena kelinay
Raiso anjakao, mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 725
Likes : 0 Like
Created by : herizols
Date : 14/04/2023 08:49
