Omeo ahy (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And.1(x2)
Jeso omeo ahy ny fanahinao ananako fiadanampo
Jeso omeo ahy ny herinao hitazona ahy ho anao
Ref :
Tsinontsinona ny fiainako raha toa tsy hanjakanao
Karakaina izany uxrwt ny lalako tondray ny fanahinao
And.2 (x2)
Jeso omeo ahy ny fitiavanao hitiavako ireo rahalahiko
Jeso hamasinonao aho psks raha hitondra ny hafatrao
Ref :
Tsinontsinona ny fiainako raha toa tsy tononkira.serasera.org hanjakanao
Karakaina izany ny lalako tondray ny fanahinao
Bridge (x2)
Omeo ahy ny fo madio sy ny fahatokiana anao
Fa ray ianao irery no Andriamanitro

Karakaina izany ny owwji lalako tondray ny fanahinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ambohijanaka fivoaranaVangy : 849
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vahiny.plume
Daty : 25/09/2023 10:39