Hihira ho anao (STK Ambohijanaka fivoarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso tononkira.serasera.org misaotra anao ô !
Lehibe ny qkrn fitiavanao e !
Ny heloko navelanao ô!
Hindrafonao mandrakizay e!

Ref. :
Hobio sy derao Jehovah
Ry firenena rehetra
Omeo azy ny voninahitra
Amen aleloia amen
Ny sbolu feoko hihira ho anao ô
Ny foko hankalaza anao e
Jeso mpanjakako ianao ô
fa tsara indrindra ianao e

And.2
Zandry zzxrvhxv e asandrato ny feo ô
Derao ny tomponao e
Zoky e ny fitiavany anao ô
Fanahy no nomeny anao e

Ref. :
Hobio sy derao Jehovah
......
......

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : STK Ambohijanaka fivoarana
Hits : 932
Likes : 0 Like
Created by : vahiny.plume
Date : 22/10/2023 13:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2038