MIOMANA (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa mifarana ny eto an- tononkira.serasera.org tany
Hifakahita any an-danitra zdnslyq any
Izao no tsarovy sy ataovy an-tsaina
Isika rehetra dia hotsaraina
hijinja ny vokatra izay nafafy
Sao re vao any vao hitomany ianao
Ka hikiakiaka sy hidradradra kfms hoe
Raiso aho tompo fa aza lavinao
Raiso aho anisan ireo mpivavaka be
Koa miomana dieny izao !
Andriamanitra mbola mihaino anao !
Eto eo aminy ny uxctq otanao
Hitohy ihany hita io ianao
Ho tsapanao fa ho sambatra ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ambohijanaka fivoaranaVangy : 2781
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RUFFIN ROHANS
Daty : 24/12/2004 06:24
