Ampidiro aloha ny tenimiafina
Omeo ahy (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And.1(x2)
Jeso omeo ahy ny fanahinao ananako fiadanampo
Jeso omeo ahy ny herinao hitazona ahy ho nyoj anao
Ref :
Tsinontsinona ny tononkira.serasera.org fiainako raha toa tsy hanjakanao
Karakaina izany ny lalako tondray ny fanahinao
And.2 (x2)
Jeso omeo ahy ny fitiavanao hitiavako ireo rahalahiko
Jeso hamasinonao aho raha hitondra ny hafatrao
Ref vlejgvk :
Tsinontsinona ny fiainako raha toa tsy hanjakanao

Bridge (x2)
Omeo ahy ny fo madio sy kqmwrk ny fahatokiana anao
Fa ray ianao irery no Andriamanitro

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK Ambohijanaka fivoaranaHits : 724
Likes : 0 Like
Created by : vahiny.plume
Date : 25/09/2023 10:39