Vavakay (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba sasao Jesosy ô ! tononkira.serasera.org ny heloko
Mba diovy aho hadio anio
Mamela ahy ry Raiko
Tsy mendrika aho na ny hiantso ny anaranao
Fahotako Jesosy ô ! no ifonako
Mitalaho aho mandoalik'aminao
Mba henoy ny feoko o avy ao am-poko
raiso aho fa ho ao ambalanao
Ref :
Mino aho raiko ô ! Fa henonao ny vavakay
Fa ianao no nilaza na opsnnfbv roa na telo koa
Mivory amin'ny anaranao dia eo tokoa ianao
Matoky ldbn aho ray fa mihaino anay ianao
Omeo ahy Jesosy ô fanahinao
Handreseko ny sudq fahavaloko
Ny teninao lazainao fanikoko
Sy hanazava ny hoaviko
Misaotra anao jesosy ô sakaizako
Notahianao 'zany fiainako
Indro ny foko omeko mba anjakao
Ary ny amiko dia hanompo anao
Ref :
Mino aho raiko ô fa enonao ny vavakay
......
......
Mba diovy aho hadio anio
Mamela ahy ry Raiko
Tsy mendrika aho na ny hiantso ny anaranao
Fahotako Jesosy ô ! no ifonako
Mitalaho aho mandoalik'aminao
Mba henoy ny feoko o avy ao am-poko
raiso aho fa ho ao ambalanao
Ref :
Mino aho raiko ô ! Fa henonao ny vavakay
Fa ianao no nilaza na opsnnfbv roa na telo koa
Mivory amin'ny anaranao dia eo tokoa ianao
Matoky ldbn aho ray fa mihaino anay ianao
Omeo ahy Jesosy ô fanahinao
Handreseko ny sudq fahavaloko
Ny teninao lazainao fanikoko
Sy hanazava ny hoaviko
Misaotra anao jesosy ô sakaizako
Notahianao 'zany fiainako
Indro ny foko omeko mba anjakao
Ary ny amiko dia hanompo anao
Ref :
Mino aho raiko ô fa enonao ny vavakay
......
......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ambohijanaka fivoaranaVangy : 663
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vahiny.plume
Daty : 22/10/2023 13:18
