Omeo ahy (STK Ambohijanaka fivoarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And.1(x2)
Jeso omeo ahy ny fanahinao ananako fiadanampo
Jeso omeo ahy ny herinao hitazona ahy ho anao

Ref :
Tsinontsinona ny fiainako raha toa tsy hanjakanao
Karakaina izany ny lalako tondray ny prclze fanahinao

And.2 (x2)
Jeso omeo ahy anhgml tononkira.serasera.org ny fitiavanao hitiavako ireo rahalahiko
Jeso hamasinonao aho raha hitondra ny hafatrao

Ref :
Tsinontsinona ny fiainako raha toa tsy hanjakanao
Karakaina izany ny lalako tondray ny fanahinao

Bridge (x2)
Omeo ahy ny fo madio sy ny fahatokiana anao
Fa ray ianao irery no Andriamanitro

Ref :
Tsinontsinona ny fiainako raha toa tsy hanjakanao
Karakaina izany ny lalako tondray xwwmcb ny fanahinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK Ambohijanaka fivoarana
Visites : 848
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : vahiny.plume
Date : 25/09/2023 10:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319