Teraka ao am-po Jeso (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And. :
Teraka anio Jeso lay tompo tena tsara re e
Mba hanavotany ewcwf anao sy ahy no nahatongavany izao
Teraka ao am-po Jeso lay tompo odnbejn tena tsara re e
Koa asandrato mafy ny ahaleloia ho an'Andriamanitra ray
Ref. :
Andao isika hifay e
Andao isika hioby
Andao isika hidera
An'Andriamanitra ray
Bridge :
Voninahitra hynrvju ho an'Andriamanitra ray tononkira.serasera.org
Ary fiadanana ho an'ny olona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ambohijanaka fivoaranaVangy : 802
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vahiny.plume
Daty : 27/09/2023 16:29