Tsy hamela anao irery (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And.1 (x2)
Ra ny lasako tompo ô!
Borahiko aminao
Tsy mendrika ahy akory
Ny yqdr Lanitrao
Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao nilaza
Tonga Jeso hitady
Hamonjy sy tononkira.serasera.org hanafaka ny very
tsy hamela anao obccdhi irery
And.2 (x2)
Ireo ditran'izao tontolo izao
Izay nambabo ahy
Nampisy ofnj ratra sy takaitra
tena mafaitra
Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao nilaza
........
And.3 (x2)
Ho anao zay mbola variana
Ary koa toa sondriana
Tsy mba mety miova
Jeso miantso
Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao nilaza
........
Ra ny lasako tompo ô!
Borahiko aminao
Tsy mendrika ahy akory
Ny yqdr Lanitrao
Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao nilaza
Tonga Jeso hitady
Hamonjy sy tononkira.serasera.org hanafaka ny very
tsy hamela anao obccdhi irery
And.2 (x2)
Ireo ditran'izao tontolo izao
Izay nambabo ahy
Nampisy ofnj ratra sy takaitra
tena mafaitra
Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao nilaza
........
And.3 (x2)
Ho anao zay mbola variana
Ary koa toa sondriana
Tsy mba mety miova
Jeso miantso
Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao nilaza
........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ambohijanaka fivoaranaVangy : 915
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vahiny.plume
Daty : 22/10/2023 13:23
