OSA SY MALEMY (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao tsy mendrika anao ry Jeso tia
mjlq Fa mpanota aho ratsy be siasia
tononkira.serasera.org Nefa mahatsiaro fa manana anao
Osa sy malemy ka mba hiantrao
Indro aho Raiko o !
Fa ianao mpamindra fo
Tsy mamela anay mpanota ymluyusk ho very ianao
Indro aho raiko o!
Fa kppw ianao mamindra fo
Azo hianteherana mandrakizay
Tano aho fa tsy mahatana anao
Ry Tompo o!
Sakambino amin ny sandrinao
Tsy ho sodokan ireo rendrarendra ety
Osa sy malemy ka mba hiantrao
mjlq Fa mpanota aho ratsy be siasia
tononkira.serasera.org Nefa mahatsiaro fa manana anao
Osa sy malemy ka mba hiantrao
Indro aho Raiko o !
Fa ianao mpamindra fo
Tsy mamela anay mpanota ymluyusk ho very ianao
Indro aho raiko o!
Fa kppw ianao mamindra fo
Azo hianteherana mandrakizay
Tano aho fa tsy mahatana anao
Ry Tompo o!
Sakambino amin ny sandrinao
Tsy ho sodokan ireo rendrarendra ety
Osa sy malemy ka mba hiantrao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ambohijanaka fivoaranaVangy : 3392
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RUFFIN ROHANS
Daty : 29/12/2004 00:46
