RY ZIONA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hiranao aoka hanako ry Ziona ô !
Fa terak'ao ny Tomponao
Ny antemanao ry tanana 'zay maminay
Hanenika izao tany izao
Ry Ziona ô !
Lazao fa efa terak'ao
Imanoela Mpanjakanao
Ny axtwzi lanitra sy ny tany
Dia ho faly hiarak'aminao
Ry Zionanay ô !
Ny pvqnmbe antemanao ry tanana 'zay maminay
Hanenika izao tany izao
Edena simba efa havaozina aminao
Aingao anio ny tononkira.serasera.org hiranao
Ny fifalianay anie ho dcyes mandrakizay
Fiadanana ao anatinay
Ry Ziona ô !
Lazao fa efa terak'ao
Imanoela Mpanjakanao
Ny lanitra sy ny tany
Dia ho faly hiarak'aminao
Ry Zionanay ô !
Ny fifalianay anie ho mandrakizay
Fiadanana ao anatinay
Ry Ziona ô
Lazao fa efa terak'ao
Imanoela Mpanjakanao
Ny lanitra sy ny tany
Dia ho faly hiarak'aminao
Ry Zionanay ô !
Ny fifalianay anie ho mandrakizay
Fiadanana ao anatinay
Fa terak'ao ny Tomponao
Ny antemanao ry tanana 'zay maminay
Hanenika izao tany izao
Ry Ziona ô !
Lazao fa efa terak'ao
Imanoela Mpanjakanao
Ny axtwzi lanitra sy ny tany
Dia ho faly hiarak'aminao
Ry Zionanay ô !
Ny pvqnmbe antemanao ry tanana 'zay maminay
Hanenika izao tany izao
Edena simba efa havaozina aminao
Aingao anio ny tononkira.serasera.org hiranao
Ny fifalianay anie ho dcyes mandrakizay
Fiadanana ao anatinay
Ry Ziona ô !
Lazao fa efa terak'ao
Imanoela Mpanjakanao
Ny lanitra sy ny tany
Dia ho faly hiarak'aminao
Ry Zionanay ô !
Ny fifalianay anie ho mandrakizay
Fiadanana ao anatinay
Ry Ziona ô
Lazao fa efa terak'ao
Imanoela Mpanjakanao
Ny lanitra sy ny tany
Dia ho faly hiarak'aminao
Ry Zionanay ô !
Ny fifalianay anie ho mandrakizay
Fiadanana ao anatinay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1157
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:10
