NY EO AKAIKINAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ybbplqi eo akaikinao Jesoa akaikinao
Akaikinao no faniriako
Hiara-dia Aminao no mba tiako
Tompo tia ô? ekeo ny atako
kapokaravay ho zakaiko Tompo tia
Hazofijaliana ho lanjaiko Jesoa tia
Eso latsalatsa tsy ahoako noho Ianao
Fahafatesana aza tsy rgzfabz tononkira.serasera.org aencyb hampihemotra ahy izao
Akaikinao no faniriako
Hiara-dia Aminao no mba tiako
Tompo tia ô? ekeo ny atako
kapokaravay ho zakaiko Tompo tia
Hazofijaliana ho lanjaiko Jesoa tia
Eso latsalatsa tsy ahoako noho Ianao
Fahafatesana aza tsy rgzfabz tononkira.serasera.org aencyb hampihemotra ahy izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 918
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 01/02/2020 08:41
