MATY NOHO IANAO JESOA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jereo ty heloka vitanao jereo
Indro eo an-tanana ireo mpanota Jeso
Nanaiky ho faty tsy meloka re jereo
Ho fanadiovinao ny otanao
Iza re no tsy ho torotoro jpzm
Raha mitazana anao ry Kalvary
Teo re no lhuopt voahombo tononkira.serasera.org nijaly ny Tompo
Ho irxl famonjena an-dRaolona
Indro eo an-tanana ireo mpanota Jeso
Nanaiky ho faty tsy meloka re jereo
Ho fanadiovinao ny otanao
Iza re no tsy ho torotoro jpzm
Raha mitazana anao ry Kalvary
Teo re no lhuopt voahombo tononkira.serasera.org nijaly ny Tompo
Ho irxl famonjena an-dRaolona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 955
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:11
