FA MITOVY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa Jesoa Mpamonjy nidina tety tononkira.serasera.org e! e!
Dia ho antsika rehetra tsy ankanavaka
Mitovy isika re olombelona
Matoa ny Tompo nanetry tena mba ho ety ô! ô!
Dia ho antsika rehetra wbqdtec tsy ankanavaka
Satria ny Tompontsika dia tsy manavaka
Fa izy mantsy dia be fitiavana
Fa eo imasony dia mitovy isika
Fa Izy mantsy dia be fitiavana
Mitovy isika re olombelona
Fa samy taranak'i Adama sy Eva
Mpanota efa saika very
Eny mpanota hino tsy mendrika
Kanefa endre izany fitiavany
Natolony ho antsika ixhenov ny voninahiny
Dia ho antsika rehetra izany
Fa mitovy
Dia ho antsika rehetra tsy ankanavaka
Mitovy isika re olombelona
Matoa ny Tompo nanetry tena mba ho ety ô! ô!
Dia ho antsika rehetra wbqdtec tsy ankanavaka
Satria ny Tompontsika dia tsy manavaka
Fa izy mantsy dia be fitiavana
Fa eo imasony dia mitovy isika
Fa Izy mantsy dia be fitiavana
Mitovy isika re olombelona
Fa samy taranak'i Adama sy Eva
Mpanota efa saika very
Eny mpanota hino tsy mendrika
Kanefa endre izany fitiavany
Natolony ho antsika ixhenov ny voninahiny
Dia ho antsika rehetra izany
Fa mitovy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1371
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
